Hira iray izay fitendrin'i Nono tao @ groupe Mahaleo. Atolotro ho azy @ izao fahalasanany izao. Mandria ampiadanana ra-zokibe. Tsy manadino anao ny mpankafy rehetra.