Fara Andriamamonjy sy ny FPMM Ziona dia maneho fisaorana be dia be ho anareo izay nanotrona azy tamin'nyConcert Ainga vao 2, sy ireo nitrotro am-bavaka ny fotoana .Ny Tompo anie hamaly fitia anareo tsirairay avy.