hira fiderana an' ilay TOMPO izay namonjy antsika rehetra , nitondra ny otantsika teo amin' ny hazo fijalina, ary nitsangana Izy tamin' ny andro faha telo ho santatry ny fitsanganantsika amin' ny maty. DERA ANIE HO ANAO RY JESO KRISTY.